|
|
|
|

Entrée1  anatanterahana
Radical  2 tanteraka
Partie du discours  3  verbe relatif
Explications en français  [1.3#678]
Exemples  4  Eo amin' ny vato miorina ao an-tampon-tanànan' Evato no anatanterahana izany velirano izany. [2.508#]
5  Ny lalàna no mamaritra ny foto-kevitra ankapobe andaminana ny andrim-panjakana tsirairay avy sy anatanterahana ny tetibolany. [2.114#]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12