|
|
|
|

Entrée1  mpanatanteraka
Radical  2 tanteraka
Partie du discours  3  nom
Explications en anglais  4 executive function, executive power. [1.320]
Explications en français  5 celui qui accomplit. [1.3]
6 exécutant, exécutif. [1.13]
7 fonction exécutive, pouvoir exécutif. [1.320]
Exemples  8  Manjary mpiasa mpanatanteraka baiko fotsiny ny ankamaroany. [2.285]
9  Ny Fokonolona dia mpanatanteraka fotsiny ny baiko sy teny midina. [2.113]
10  Atolotry ny Vondrona revolisionera izy sy ny Komity mpanatanteraka, ary fidin' ny be sy ny maro. [2.606]
11  mpanatanteraka ny anay Ray aman-dreny ka dia ny tetika sy ny fiomanana rehetra dia anareo zatovo. [2.895]

Mis à jour le 2025/09/12