Entrée (1/3) | 1 fanaperana |
Radical | 2 tapitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Famitana, fandoavana (vola) hatramin' ny farany: Anio no fanaperana ny trosanao Tsy fisian-kilemana haratsiana hotsinina na kely akory aza; vita tomombana, tanteraka: Tsy misy hokianina ny hiran' ny ankizy anikeheo, tena fanaperana marina [1.1] |
Explications en anglais |
5 the end; the utmost perfection [1.7] |
Explications en français |
6 L'action d'achever, de compléter, l’instrument, la cause [1.3] 7 la fin; arrivé à la perfection [1.8] |
Exemples |
8 Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko.
[2.472]
9 Nony fe-ho tovovavy, indro miara fanaperana. [2.817] 10 Ny tiako holazaina aminao, dia ity : tsy mbola nisy fomba firaisa-monina fanaperana - raha nisy izany, dia efa foana e! [2.5] |
Analogues | 11 tomombana, tanteraka, lavorary, safatsiroa, tokana aman-tany, tsy roa aman-tany, tapitra ohatra, tapitra efatra, tsy misy toa azy, tsy manan-tsahala, tsy manam-paharoa, tonga lafatra, ary fenitra, farafarampony, baka lany sahaza, tsy misy tomika, maty paika, mangidy vato, lani-datsaka |
Entrée (2/3) | 12 fanaperana |
Radical | 13 tapitra |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en français |
15 L'action de salir, l’instrument, la cause [1.3] |
Entrée (3/3) | 16 fanaperana |
Radical | 17 tapitra |
Partie du discours | 18 adjectif |
Explications en français |
19 arrivé à la perfection, hors concours [1.3] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |