|
|
|
|

Entrée1  safatsiroa
Mots élémentaires  2 isa, 3 fa, 4 tsy, 5 roa
Partie du discours  6  adjectif
Explications en malgache  7 Tsy manam-paharoa, tsy misy toa azy, ka enti-milaza hatsarana na haratsiana mihoatra noho ny hafa: Safatsiroa ny hakingan' ilay olona nandeha teo ambony tady. [1.1]
Explications en français  8 (pour isa fa tsy roa) incomparable, unique, sans égal. [1.3]
Autres orthographes  9 isa fa tsy roa, isafatsiroa
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02