Entrée | 1 roa |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Isa manaraka ny iray: Tsara ny roa noho ny iray fa raha lavo misy mpanarina Iray miampy iray: Omby roa. Fiteny matetika koa ny hoe anakiroa [1.1] |
Explications en anglais |
4 two [1.7] |
Explications en français |
5 deux [1.3, 1.8, 1.5] |
International |
6 2 II [3.1] |
Exemples |
7 Olona iray na roa no avela eo mba hiandry entana.
[2.470]
8 Nidina izahay roa lahy. [2.471] 9 Efitra roa ny tranonay. [2.472] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 17 94 combinaisons de roa |
Vocabulaire | 18 Mathématiques: arithmétique |
Synonymes | 19 anankiroa |
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot roa |
Tableaux et planches |
21 Les nombres 22 Addition 23 Multiplication |
Article | 24 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Anagrammes | 25 aro, 26 ora, 27 rao, 28 roa |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |