|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanorona
Partie du discours  2  nom
Radical  3  sorona
Dérivés 
4  Noms :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Karazan-kilalaon-drazana malagasy fampiasan-tsaina atao eo amin' ny fafana izay vakivakin' ny tsipika mifanapatapaka ka amin' ny fiadian' ireny tsipika ireny no ametrahan' ny mpilalao roa tonta ny vatony mitovy isa; misy fanoron-telo, dimy ary ny an-tsivy, izay tena malaza ary fanaon' ny olon-dehibe indrindra
Explications en anglais  11  [1.2] the name of a game played on lines and spaces with pebbles, seeds, etc. See sorona.
12  [1.7] Malagasy chess
Explications en français  13  [1.8] jeu d'échecs malagasy
Exemples  14  [2.69] fa ny fanorona no maty natoko;
15  [2.445] Tokana ny zavatra katsahiny: olona tena mahay fanorona.
16  [2.643] Ary raha fanalana andro fotsiny dia katro sy fanorona no nasaiko novelarina.
Vocabulaire  17  Jeu
Analogues  18  afabela, afoina, andimy, antsivy, diampanorona, disopaika, disopaikakamatimbela, famoinana, fikizoana, foibe, foibeny, foina, forindaka, halany, homambela, lahimbela, laka, lakakely, lakamanga, lehifohy, lehilava, mamoina, matimbela, mikaleva, mikizo, paika, paipanorona, pokaakalana, riadriatra, seranana, seranina, sorapanorona, telonohodimy, tokofalana, vato, vela, verypaika, verypetsika
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot fanorona

Entrée (2/2)20  Fanorona
Sous-titre  21  the National Game of Madagascar.
Partie du discours  22  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Mots élémentaires  23  fanorona
Auteur  24  Chauvicourt J.& S.
Editions  25  1984.

Anagrammes  26  fanorona, Fanorona, foronana, noforana, norofana

Mis à jour le 2025/08/10