|
|
|
|

Entrée1  diam-panorona
Mots élémentaires  2 dia, 3 fanorona
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona. [1.1]
Explications en anglais  6 [fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona. [1.2]
Exemples  7  ny rano ary ny rivotra, arak' izay hitanao amin'io diampanorona io : ny Alahamady Alakaosy Alahasaty dia vintan' afo. [1.381#]
8  Momba ny fanorona anefa, matetika soritana eo amin' ny tany ny diampanorona, dia maka voan-javatra na vato kely na tapatapa-javatra misy eo, dia efa lasa. [2.245#]
Vocabulaire  9  Jeu

Mis à jour le 2025/10/11