| Entrée (1/2) | 1 seranana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Toerana natokana hitodiana sy hiaingan' ny sambo; fitodian-tsambo.
4 Fiantsonan' ny mpandeha amin' ny fiara samihafa: Seranam-piaramanidina. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 a port of entry.
[1.7] |
| Explications en français |
6 port d'entrée.
[1.8] |
| Exemples |
7 Ny seranana nanondranana ny olona ho andevo.
[2.508#]
8 Samy antony nahatonga an' i Toamasina ho seranana lehibe avokoa izany. [2.445#] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 11 fiantsonana, fitodiana |
| Tous les mots composés | 12 2 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/2) | 13 seranana |
| Radical | 14 serana |
| Partie du discours | 15 verbe passif |
| Explications en malgache |
16 Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona.
17 Hanina (fiteny amin' ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo an-daka no midina eo anoloana). [1.1] |
| Explications en français |
18 Devant quoi on fait passer rapidement, qu'on effleure.
19 ( pion ) qu’on avance obliquement au jeu du Fanorona. [1.3#599] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 24 seranina |
| Anagrammes | 25 Sennaara, 26 seranana |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|