Entrée eto
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Milaza toerana tokana eo amin' ny misy ny tena mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taza-maso, ary mifanohitra amin' ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina: Mijanona eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an' efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina etỳ ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explications en français Ici [1.3, 1.5]
 Dans l'endroit où on se trouve [1.3]
 [1.5]
Morphologie 
Présent : eto
Passé : teto
Dérivés 
Mots composés 
Analogues  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/28