| Entrée | manohitra (tohitra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy Misakana: Manohitra izany fanambadiana izany aho Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany [1.1] | |||||||||
| Manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa [1.13] | |||||||||
| Contrarier [1.13] | |||||||||
| Exemples |
| ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/10/26 |
|