| Entrée |
manohana
(tohana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manisy tohana: Manohana rindrina ~ Manohana ny fanjakana Manakana: Moa ve misa miaramila hanohana ny fahavalo tsy handroso? Manampy, mamonjy [1.1]
|
| | To support, to prop up [1.7]
|
| | étayer, soutenir [1.8]
|
| Exemples | Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany, mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy.
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manohana |
| Passé : |
nanohana |
| Futur : |
hanohana |
| Impératif : |
manohàna |
|
|
| Entrée |
manohàna
(tohana)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manohana
|
| | [1.1]
|
|