Entrée | mihirihiry (hirihiry) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mihenahena amin' izao: Nanontaniana izy fa nihirihiry fotsiny teo Mandà tsy hanao na hanome: Niangaviako izy mbahanampy ahy nefa nihirihiry fotsiny izao Manao ditra, mikiry: Mihirihiry fotsiny izao Isambilo [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |