Entrée |
mitsivalana
(tsivalana)
|
Partie du discours | verbe actif ou adjectif
|
Explications en malgache | Tsy mitsangana fa mandry mibahana: Misy hazo mitsivalana eo amin' ny fidirana ao am-pahitra Mibahana manao izay tsy hahatanteraka zavatra iray: Rakoto no nitsivalana tamin' ilay hevitrao [1.1]
|
Explications en français | Etre en travers, mettre obstacle, s'ingérer:
Asio tsipika mitsivalana eo (Tracez là une ligne en travers) ~
Raharahanay izany ka aza hianao no mba mitsivalana eo (Ne vous ingérez pas dans cette affaire qui ne regarde que nous) [1.3]
|
| Transversal [1.13]
|
Exemples | Amin' ny lavaka roa mifanakaiky, latsaka kely noho ny indray mandingana ny elanelany na mitsotra na mitsivalana.
[2.472]
|
Morphologie |
Présent : |
mitsivalana |
Passé : |
nitsivalana |
Futur : |
hitsivalana |
Impératif : |
mitsivalàna |
|
|