| Entrée | mihenahena (henahena (hena)) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mandà amim-pikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina Mangina tsy miteny, tsy mamaly: Nahoana ianao no mihenahena nefa anontanian' olona? Mitaredretra, milasilasy ela: Nahoana no nihenahena tany an-tsena ialahy Mikiribiby amin' ny heviny: Ianao koa, Rangahy, dia mihenahena amin' izay roanjato ariary izay [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | mihenahenà (henahena (hena)) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif mihenahena | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|