Entrée | manipaka (tsipaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mandaka: Aza manipaka ny zokinao re, anaka, fa tsy fanao Manosika amin' ny tongotra: Aza manipaka ny lamba firakofana sao mangatsiaka ka mandraiki-marary Manda, tsy manaiky: Manipaka ny hevitry ny maro Rabe, ka osa izay hanjò azy! Manary: Manipaka an-dRalay tsy ho zana, ny intsony rainy, fa tafahoatra loatra ny ditrany [1.1] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | manipaka | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
[Bara, Sihanaka, Tambahoaka] Mitsipika [1.78] | |||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |