Entrée | jono | |
Partie du discours | nom | |
Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana) [1.1] | ||
Autres orthographes | jony | |
Entrée | jono | |
Partie du discours | nom | |
Hanina atao amin' ny fintana hamandrihana hazandrano Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin' ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin' ny sasany hamerezana ny tanora Vokatry ny fakana biby na olona amin' ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo? Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin' ny ankizy madinika Misy hevitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka [1.1] | ||
Fish-bait [1.7] | ||
Appât [1.8] | ||
Asa fitrandrahana hazandrano [1.13] | ||
Pêche [1.13] | ||
Dérivés |
| |
Entrée | jono | |
Partie du discours | nom | |
[Tanala] Karazan-trondro monina amin'ny ranomamy izay tsy hita loatra ao [1.78] | ||
[Bara] Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony [1.1] | ||
Vocabulaire | ||
Mis à jour le 2017/04/02 |
![]() |