Entrée | manjono (jono) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Maka hazandrano amin' ny fintana: Nanjono trondro gain' izahay tamin' ny asabotsy hariva ka nahazo eran' ny harona Maka trondro na hazandrano, na amin' ny fomba ahoana na amin' ny fomba ahoana: Nanjono amalona izahay fa tsy nahazo Maka na mitarika olona amin' ny fomba kinga sy saro-toherina, manangoly, manojikojy: Nanjono ahy hiditra ao amin' ny antoko misy azy Rabe fa tsy nahomby [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To fish with hook and line [1.7] | ||||||||
Explications en français | Pêcher à la ligne [1.8] | ||||||||
Exemples | ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany.
[2.471] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |