| Entrée | fitaka | |
| Partie du discours | nom | |
| Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza. Hafetsena entina hanambakana: Fanekena natao am-pitaka io ka tsy ekena. [1.1] | ||
| Deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky. [1.2] | ||
| Fraud, deceit [1.7] | ||
| Fraude, ruse [1.8] | ||
| Dérivés |
| |
| Synonymes | ambaka ~ ambosy ~ angoly ~ felika ~ lainga ~ sandoka ~ soloky | |
| Entrée | fitaka | |
| Partie du discours | nom | |
| [Tambahoaka] fanambininy [1.78] | ||
| See petraka [1.2] | ||
| Dérivés |
| |
| Entrée | fitaka | |
| Partie du discours | nom | |
| [Tambahoaka] Tany lemaka [1.78] | ||
| Mis à jour le 2023/08/01 |
|