|
|
|
|

Entrée lainga
Partie du discours nom
Explications en malgache Filazana mifanohitra amin' ny marina: Vaky ny laingan' Isambilo; hay fahafolo izy fa tsy voalohany
Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin' ny lainga io olona io
Mitovy hevitra: fitaka. [1.1]
Explications en anglais A lie [1.2, 1.7]
 A falsehood [1.2]
Explications en français Mensonge [1.3, 1.8]
 Fausse apparence
Figuré: un peu plus que ce qu'il faut ou un peu moins: Misy lainga io mizana io (Cette balance n'est pas bien juste) [1.3]
Exemples 
1Ny lainga nataony dia tsy anamarinantsika. [1.38]
2Hilaza lainga aho raha hanao hoe izahay roa lahy irery no nataony toy izany. [2.472]
Antonymes 
Article 

Mis à jour le 2025/01/08