| Entrée |
marina
(arina)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavoan-tany marina lahy ianao Ilazana toe-javatra mifanaraka amin' ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra Ilazana toetran' olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin' ny asa ataony avy ny mpiasa ao aminy [1.1]
|
| | Level; true; just, right [1.2, 1.7]
|
| | De niveau; juste, vrai [1.3, 1.8]
|
| | D'aplomb, droit [1.3]
|
| | Aplani, mis de niveau [1.196]
|
| Exemples |
| 1 | Tsy hita ihany izy ity izay marina
[2.4]
|
| 2 | Marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo
[2.470]
|
|
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Entrée |
marìna
(arina)
|
| Partie du discours | impératif de l'adjectif marina
|
| Autres orthographes |
|
| Entrée |
mariña
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | [Tanala]
Hendry, mipetraka tsara [1.78]
|
|
| Entrée |
marina
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Betsileo, Merina]
Acalypha spachiana Baill. (Euphorbiaceae). Arbuste dont le sommet est souvent plat, comme s'il avait été taillé.
[1.196]
|
| Vocabulaire |
| Nom scientifique | Acalypha spachiana |
|