Entrée | soloky | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Lainga atao mba hametsena na hangalarana; fitaka; fanambakana: Sotoky no ampiasainy mba hahazoany ny tanimbariko Fanaovana zavatra tsy tena izy fa hafa; hala-danja na hosoka: Novany ny tarehi-marika tamin' ilay taratasim-bola, nefa ny ampitso ihany dia tratra ny soloky nataony. [1.1] | |
Explications en anglais | Extortion, fraud [1.7] | |
Explications en français | Chantage, fraude [1.8] | |
Exemples | Halatra sy soloky tsotra izao no nataony ary vola bebe ihany no lasany.
[2.470] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2013/06/13 |
![]() |