| Entrée | jonoina (jono) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Alaina amin' ny jono, alaina na tarihina amin' ny fomba kinga ary saro-toherina, angolena, kolikolena: Nojonoiny teny ny zana-dRakoto dia lasany tamin' ny farany [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|