Entrée | anjonoana (jono) | ||||||||
Partie du discours | verbe relatif | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||
Exemples | Fony mbola ny zokiolona ihany no afaka nitantara, dia amin'ny fotoana mahavory ny mpianakavy, amin'ny folaka andro harivariva na alina, ka amin'ny vanim-potoana tsy ihazana, na anjonoana na ikarakarana ny fambolena no anatanterahana ny harivolana.
[2.606] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |