Entrée | hodina | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany [1.1] | |
Explications en anglais | A turning around [1.7] | |
Explications en français | Tournoiement [1.8] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2009/06/22 |
![]() |