| Entrée | fihodina (hodina) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fomba entina mihodina, toetran' ny zavatra mihodina: Ny fihodin' ny tandrimo [1.1] | ||
| Manière de tourner [1.3] | ||
| Exemples | Roa lahy amin' ny fahaingan' ny fihodina' ny tandrimo no hafaingan' ny fihodin' ny kodiarana familiana.
[2.471] | |
| Mis à jour le 2023/01/09 |
|