| Entrée | mihodina (hodina) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mitsimbadika eo ihany ka ny ambany tonga ambony na ny tany an-kavia lasa any an-kavanana ary dia mifandimby hatrany toy izany: Mihodina ny tany Mitodika mankany aoriana na ao an-daniny: Tsy ta hahita ahy izy ka nihodina Tonga simba: Nihodina ity divay ity Mivadika: Nihodina tamin' ny fanekena izy [1.1] | |||||||||
| To turn around; to revolve [1.7] | |||||||||
| Tourner comme une roue; tourner sur soi [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | mihodìna (hodina) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif mihodina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|