Entrée | fanodina (hodina) | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny divay ho toaka? Azo ahodina: Tsy fanodina ho toaka ny ranom‑boasary [1.1] | ||
Manière de faire tourner [1.3] | ||
Exemples | Ny hasy indray dia voly vaovao, tsy azo hanina fa fanodina, noho izany fivarotra tanteraka.
[2.606] | |
Entrée | fanodina (odina) | |
Partie du discours | nom | |
[1.1] | ||
Manière de faire révolter [1.3] | ||
Synonymes | fampiodina | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |