| Entrée | ahodina (hodina) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Atao mihodina, izany hoe tsy mihetsika eo antoerana nefa hita manatrika ny tena ny lafiny rehetra tsirairay avy: Ahodina ny milina Atodika mankany aoriana (ny loha): Nahodiny ny lohany raha vao nahita ahy izy [1.1] | |||||||||
| To be made to revolve, to be revolved [1.7] | |||||||||
| Qu'on fait tourner, qu'on tourne comme une roue [1.8] | |||||||||
| Exemples |
| ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/19 |
|