| Entrée |
manodina
(hodina)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity milina ity Mampiova: Nisy nanodina ny lohan' ity tovolahy ity Manasitily: Manodina divay ho toaka [1.1]
|
| | To turn [1.7]
|
| | Tourner, faire tourner comme une manivelle, une roue, etc [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Injay fa mitefotefoka ny milina manodina azy.
[2.332]
|
| 2 | Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro.
[2.366]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manodina |
| Passé : |
nanodina |
| Futur : |
hanodina |
| Impératif : |
manodìna |
|
|
| Entrée |
manodina
(odina)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Faire révolter [1.3]
|
| Exemples | Fa toa mora ihany indraindray ny manodina ny sain' ny vahoaka!
[2.356]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manodina |
| Passé : |
nanodina |
| Futur : |
hanodina |
| Impératif : |
manodìna |
|
| Synonymes | |
|
| Entrée |
manodìna
(hodina)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manodina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|
| Entrée |
manodìna
(odina)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manodina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
| Synonymes | |
|
| Entrée |
mañodina
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Tambahoaka]
Manimba [1.78]
|
|