|
|
|
|

Entrée haitraitra (haitra)
Partie du discours nom
 Toetra na fihetsika atao noho ny fiangolangolana, fitadiavana hamalifaly, fanaovana ny sitrapon' ny tena, fa tsy noho ny antony iray mafonja akory: Haitraitra ihany no nanaovany izany fa tsy misy antony
Mitovy hevitra: aingitraingitra ~ angentsangentsana ~ angesongeso ~ angolangola ~ angotingoty ~ arana ~ hanta ratsy ~ hantahanta ~ lalampo ~ sarin-ditra ~ siasia ~ sitrapo ~ sotro rano antanam-bazo ~ tsingolavaitra ~ vaibaitra [1.1]
 Self-willedness, forwardness, waywardness, whim, fancifulness. [1.2]
 Whim, fancy [1.7]
 Bizarrerie, fantaisie, caprice, humeur difficile [1.3]
 Caprice, bizarrerie [1.8]
Exemples 
1Teraka teo anivon' ny Betsimisaraka aho, ka mahalala fa tsy haitraitra na halamoana no tsy mba itondrany akanjo lamba. [2.471]
2Rahona be haitraitra! [2.5]
Dérivés 
Synonymes angetsangetsana ~ filatro
Citations 

Mis à jour le 2023/08/11