Entrée |
hantahanta
(hanta)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombom-pitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy. [1.1]
|
Explications en français | [duplicatif fréquentatif] [1.3]
|
Exemples |
1 | Mahatsiaro ny hantahanta fanaoko, ry zareo;
[2.285]
|
2 | Andry koa re ka lavo, hantahanta aiza intsony!
[1.244]
|
3 | Nekeko io hantahanta keliny io satria izy koa no mba tiako hifidy izay sora-damba ho ahy.
[2.643]
|
|
Synonymes | |
|