| Entrée | hanta | |
| Partie du discours | nom | |
| Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombompitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy. [1.1] | ||
| Indulgence [1.7] | ||
| Action de tout accorder [1.8] | ||
| Dérivés |
| |
| Synonymes | hantahanta | |
| Mis à jour le 2011/04/04 |
|