| Entrée | aingitraingitra (aingitra) | |
| Partie du discours | nom | |
| Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin' ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra [1.1] | ||
| Capricious desires [1.7] | ||
| Désirs capricieux, caprices [1.8] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Sady fitsaboa-miaramila raha teo, ka tsy misy aingitraingitra izany
[2.472] | |
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/01/19 |
|