|
|
|
|

Entrée sitrapo
Partie du discours nom
Mots élémentaires sitraka, fo
Explications en malgache Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza
Mitovy hevitra: danin' ny kibo ~ finiavana ~ haitraitra ~ nahim-po ~ sitraka [1.1]
Explications en anglais The will; one's own desires [1.7]
Explications en français La volonté; les désirs [1.8]
Vocabulaire 
Exemples 
1Ny olona tsara sitrapo rehefa diso fanantenana dia mahita fomba an' arivony hiavotana; [1.369]
2Koa na inona na inona sitrapo tianao hampanaovina anay, matokia ianao fa ataonay tomombana sy iavorary, hataonay [2.588]

Mis à jour le 2024/08/13