| Entrée | finiavana (nia) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanaovan-javatra an-tsitrapo; asan' ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo tonga; mila finiavana ny fahatongavana atỳ an-tany lavitra atỳ amin' ny andro ratsy toy izao [1.1] | ||
| Intent or purpose to do something [1.7] | ||
| L'intention de faire une chose [1.8] | ||
| Vocabulaire | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|