Entrée | angotingoty (angoty) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angotingoty Angola, angentsana, hantahanta [1.1] | |
Exemples | Bodo zatra tambitamby, sy tamana angotingoty, vao maraina dia somamby izany andron'ny kamboty!
[2.1046] | |
Dérivés |
| |
Synonymes | angoty | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |