|
|
|
|

Entrée arỳ
Partie du discours adverbe [Liste complète]
 Enti-milaza toerana sady tsy hita no lavitra: arỳ andrefan'ny sekoly no mipetraka izahay. [1.1]
 There, yonder, signifying a distant place not seen. [1.2]
 There far away (not in sight) [1.7]
 Là, là-bas, désigne une chose éloignée ou qu’on ne voit pas [1.3]
 Là-bas (loin, pas visible) [1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : arỳ
Passé : tarỳ
Futur : ho arỳ
Analogues  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entrée ary
Partie du discours conjonction [Liste complète]
 Entina mampitohy ny anarana na ny mpamaritra anarana na ny matoanteny voalaza farany amin' ireo eo aloha raha ohatra ka misy maro voatanisa: Ny akoho sy ny vorona ary ny ondry. / Vizana sy reraka ary kivy irahay nony tafaverina tsy naharo na inona na inona. / Mihinana sy misotro ary mandihy
Mampitohy fehezankevitra na fehezanteny anankiroa: Miteny ny mpampianatra ary mihaino ny mpianatra
Mampitohy ny fehezankevitra farany amin' ilay voalohany amin' ny ady lojika: Manidina ny vorona rehetra, ary vorona ny akoho, koa amin' izany manidina ny akoho [1.1]
 And. Generally used after two or more nouns connected by sy, the last of the series being connected by ary. It is like the word and used in commencing English sentences. [1.2]
 And; in an enumeration sy is used after the first several words and àry before the last one. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: iron and copper and lead [1.7]
 Et; se met devant le dernier mot d'une énumération, dont les autres mots sont précédés de sy. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: le fer et le cuivre et le plomb [1.8]

Entrée àry
Partie du discours adverbe [Liste complète]
 Enti-milaza fehinteny na misolo fehin-teny mihitsy ara: Raha izany àry no izy, inona indray no hitadiavantsika vavolombelona? / Andeha àry isika, anaka [1.1]
 Then, as aoka ary, Well then, be it so: Ataovy àry, Do it then. It can easily be distinguished from the conjunction ary by never being the first word of a sentence. [1.2]
 Donc. Aoka àry (Soit!) Andeha àry (Hé bien, partez!) Ataovy àry (Faites donc!) [1.3]
 Donc [1.5]

Entrée ary
Partie du discours adverbe [Liste complète]
  [Betsimisaraka] any [1.78]

Entrée ary
Partie du discours adjectif
 Misy: Ary isika noho ny fahefan'ny mpahary
Manana: Efa ary nify ny zanako [1.1]
 Existed, formed, produced; being. [1.2]
 Made, created, brought into being [1.7]
 Créé, qui existe [1.3, 1.8]
Morphologie 
Simple : ary, arin'
Futur : hary
Dérivés 

Entrée ary
Partie du discours nom
 Enti-milaza fanipazana, tsy fiheverana zavatra tsy tiana intsony [1.1]
 Action de rejeter [1.3, 1.5]
 Action d'abandonner, de perdre [1.3]
 Action de jeter. Variant: are [1.14]
Dérivés 

Entrée ary
Partie du discours nom
 Taova iray tarika amin'ny mosavin-kena ka mandevona ireo faikafaika avy amin'ny fiasan'ny tena entin'ny ra ao aminy [1.1]
 The milt, the spleen. Ary is the root, but it is never used alone, but always with the suffix pronoun. [1.2]
 La rate [1.3]
Vocabulaire 
Analogues  arin-kena

Entrée ary
Partie du discours nom
  [Tambahoaka] Nonon'omby, tohatra [1.78]

Entrée ary
Partie du discours nom
  [Taimoro] Fiverenana ilalana [1.78]

Entrée ary
Partie du discours nom
 Action de suinter, de perdre de l'eau, de laisser écouler la sève. On dit, par exemple : manary rano pour les bois qui suintent beaucoup lorsqu'ils sont coupés . manary rano-batsy : laisser écouler sa sève, comme le font certains bourgeons, ex. ceux des palmiers, quand on les perce. manary ronono : sécréter du latex.
[Taisaka]  : Ficus sp. ; également appelé ary-voara
[Taimoro, Taisaka] (contraction de arina) Bridelia tulasneana Baill. (Euphorbiaceae). [1.196]
Vocabulaire 
Nom scientifique Bridelia tulasneana

Entrée ary
Partie du discours nom
 Jereo ariary [1.1]

Mis à jour le 2023/12/31