| Entrée |
eroa
|
| Partie du discours | adverbe
|
| | [Bara]
Ary [1.78]
|
| | Milaza toerana akaikikaiky, taza-maso eo amin' ny telo na dimy metatra, ka tondroina, mifamaly amin' ny aroa raha tsy tazamaso fa takona: Andeha milalao eroa ambany tranoheva, rankizy, fa avy ny orana. (Andeha jereo aroa am-pisoko sao dia nankany ilay bitro). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo
|
| | There far away (in sight) [1.7]
|
| | Là bien loin, visible [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Izaho nafatony teto, hianao teroa, ary Rainimavo tetsy
[2.324]
|
| 2 | Takela-by misy sora-baventy no hitany etsy sy eroa
[2.470]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
eroa |
| Passé : |
teroa |
|
| Dérivés |
| Analogues |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
| |
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|