| Entrée |
etsy
|
| Partie du discours | adverbe
|
| | Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin' ny atsy raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho etsy an-joron-trano ny angady. (Nataoko atsy an' efitra avaratra ny saronankarona) Momba ny fiverenana indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo
[1.1]
|
| | Here close by (in sight) [1.7]
|
| | Là, près, non loin, mais en un lieu déterminé [1.3]
|
| | Ici bien près, visible [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Hofarafaraintsika etsy aoriana io.
[2.296]
|
| 2 | Zafikelin-dRaberesaka etsy Imaharidaza ve?
[2.639]
|
| 3 | Fa izay tsy hiaraka amiko, dia mitanilà etsy!
[2.508]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
etsy |
| Passé : |
tetsy |
| Futur : |
ho etsy |
|
| Dérivés |
| Synonymes | ~ ~ ~ |
| Autres orthographes |
| Analogues |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
| |
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|