| Entrée |
aroa
|
| Partie du discours | adverbe
|
| | [Taisaka]
Ary [1.78]
|
| | Milaza toerana somary lavidavitra izay tsy hita fa takona: Hadio aroa andrefandrefana aroa fa hahita vola ao ianao [1.1]
|
| | Yonder, at that place, but not seen. [1.2]
|
| | There very far away (not in sight) [1.7]
|
| | [Taisaka]
Là-bas [1.82]
|
| | Là-bas, bien loin, pas visible [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
aroa |
| Passé : |
taroa |
| Futur : |
ho aroa |
|
| Analogues |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
| |
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|
| Entrée |
aroa
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | [Betsimisaraka]
Roa [1.78]
|
| Vocabulaire |
| Synonymes | ~ |
|