Entrée |
manary
(ary)
|
Partie du discours | verbe actif
|
| [Taisaka]
[ mañary ] manary
[1.78]
|
| Manipy zavatra any amin' ny toerana tsy hahitana azy intsony: Manary fako Tsy miraharaha zavatra, hany ka verivery fotsiny ilay izy: Betsaka ny ankizy no manarinary ny bokiny eny rehetrarehetra eny Milaza ampahibemaso fa tsy ho isan-jaza mpandova intsony: Efa nanary azy ela be ny rainy [1.1]
|
| To throw away, to reject, to abandon [1.2]
|
| To throw away [1.7]
|
| Rejeter [1.8, 1.5]
|
| Perdre [1.8]
|
| Abandonner [1.5]
|
Exemples |
1 | Ny atiny nomeny ny atin-kavana sy ny sakaiza tia, fa izany no tsy manary an-kahoriana
[2.293]
|
2 | Na hita ihany aza ny ataon' ny havanay andavanandro, rahefa misy maty kosa, tsy manary irery izy
[2.472]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manary |
Passé : |
nanary |
Futur : |
hanary |
Impératif : |
manaria |
|
|
Entrée |
mañary
|
Partie du discours | verbe actif
|
| [Bara]
mandevina
[1.78]
|
| [Tanala]
Mandevina faty [1.78]
|
|
Entrée |
manary
|
Partie du discours | nom
|
| [Sakalava]
(de ary : action de rejeter, d'abandonner).
Se dit de tous les bois qui laissent exsuder beaucoup de sève lorsqu'ils sont coupés (manary rano)
Nom générique des Dalbergia (Fabaceae), principalement
Dalbergia greveana Baill.,
Dalbergia ikopensis Jum. et
Dalbergia trichocarpa Baker.
D'après Leandri et Faublée, outre ces arbres, on donne aussi ce nom à un Albizia sp. (Fabaceae).
Ce sont des arbres donnant des bois magnifiques, commercialisées sous les noms de « Bois de rose de Madagascar » ou « Palissandre de Madagascar » dont malheureusement les sujets exploitables sont devenus fort rares du fait de l'exploitation abusive et de la destruction des forêts de la côte Ouest.
On en fait traditionnellement les pagaies (
five) des pirogues vezo (signalé anciennement par Léo Samat réf. 94 et 108 d'après Grandidier).
En jouant sur les sens de la racine
ary, on en fait aussi des talismans contre le rejet, la répudiation.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Dalbergia greveana, Dalbergia ikopensis, Dalbergia trichocarpa |
|