Index

Proverbes : mavitrika

Proverbe 1Joko an-danonana fa mavitrika amim-paty toa amboa. [2.558 #1569]
Joko an-danonana, fa mavitrika am-paty, tahaka ny amboa. [2.653 #1217]
Joko an-danonana, fa mavitrika am-paty tahaky ny amboa. [2.415 #2035]
Traduction françaiseTimide et retenu dans les réjouissances publiques, mais ardent dans les funérailles : c' est agir à la manière des chiens. [2.415 #2035]
Interprétation françaiseSe disait des gens originaux, ne faisant rien comme tout le monde. [2.415 #2035]

Proverbe 2Tsy mba ny akoho foy ririnina, ka hireraka elatra, fa ny zana-borona foy lohataona ka mavitrika. [2.558 #292]
Tsy mba ny akohokely foy ririnina izahay ka hanjoretra sy hireraka elatra ; fa ny zana-borona foy lohataona, ka sady matanjaka no mavitrika. [2.653 #3390, 2.974]
Traduction françaiseNous ne sommes pas des poussins éclos en hiver, malingres et traînant les ailes, mais des oisillons nés au printemps, robustes et agiles. [2.974 #35]

Index