Entrée lohataona (loha, taona)
Partie du discours nom
Définition malgache Fizarantaona voalohany amin' ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin' io ny zavamaniry nihintsana tamin' ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin' ny volana Septambra ka hatramin' ny Novambra no faharetan' ny lohataona, izay dimbiasan' ny fahavaratra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise springtime [Hallanger 1973]
Définition française printemps [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  fahavaratra ~ fararano ~ ririnina
Exemples 
1fa lohataona ny andro izao, ka miongy ny vahoaka; [Dahle: Angano]
2fa raha kankafotra no mikoka, efa lohataona ny andro; [Ndemahasoa: Antakay, page 8]
Citations 

2017/07/27