|
|
|
|

Index

Proverbes : manonitra

Proverbe 1Dridran' Ingilo ka manonitra andro aman' alina. [2.558 #1015]

Proverbe 2Intelo maty hoatry ny vay notsinaingok' akoho : ny vay manonitra, ny akoho matin-toraka, ary ny sinibe vaky nitsipihan' ny vato. [2.415 #2601]
Intelo maty hoatry ny vay voatsaingok' akoho : ny vay manonitra, ny akoho maty voatoraka, ary ny sinibe vaky nitsipihan' ny vato. [2.415 #2601]
Intelo maty ohatra ny vay voatsaingok' akoho : ny vay manonitra, ny akoho maty voatoraka, ny sinibe vaky nitsipihan' ny vato. [2.653, 2.558]
Traduction françaiseTrois malheurs à la fois, comme le furoncle becqueté par la poule : le furoncle s' enflamme, la poule est tuée d' un coup de pierre, et la cruche est cassée par le ricochet que fait la pierre. [2.415 #2601]
Interprétation françaiseSe disait des gens victimes de trois malheurs à la suite. [2.415 #2601]

Index