Entrée manonitra (onitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamerina: Notereko hanonitra ny bokiko nalainy izy
¶ Manolo, manefa: Hanonitra ny trosanay amin' ny asa hataony
¶ Mampifandanja ny azo amin' ny very: Soa ihany fa nanonitra ny fatiantoka omaly ny tombombarotra azoko androany
¶ Manarina ny ratsy vita: Tsy maintsy hanonitra ny ratsy nataoko taminy aho [Rajemisa 1985]
 mamerina am-bola izay nindramina na nosimbana
¶ manarina ny tsy mety [SLP 1986]
Définition anglaise to repay, to refund, to restore. [Richardson 1885]
 to compensate, to pay damages; to make up for [Hallanger 1973]
Définition française récompenser, remplacer; payer des dommages et intérêts [Hallanger 1974]
Définition française rembourser
¶ compenser, récupérer [SLP 1986]
Vocabulaire 
Morphologie 
manonitra
nanonitra
hanonitra
manonera
Citations 

2012/07/10