Entrée sinibe (siny, be)
Partie du discours nom
Définition malgache Siny makadiry atao fitahirizan-drano ao an-trano [Rajemisa 1985]
Définition française citerne [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Sinibe no fenoina katsaka efa novoasana ary tanehina eo izany mandra-pahamasany. [Andraina: Mitaraina, page 21]
2sinibe tsy mahatan-drano
izany va no asany?
[Fox: Hainteny, numéro 75]
Citations 

2013/06/12