Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : iombonana | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Andevolahy manao Ankizilahy | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Esclave qui fait le commerce d' esclaves : il n' a pas égard à ce qu' ils ont avec lui des ancêtres communs. [2.415 #518] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait de ceux qui étaient sans pitié pour leurs parents. [2.415 #518] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Ariary zato iombonana, ka ny kisoa iray no iadiana. [2.415 #3191]
Ny ariary zato iombonany fa ny kisoa iray iadiany. [2.558 #2906] Ny ariary zato iombonany, ka ny kisoa iray iadiany. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Avoir cent piastres en commun, et se battre pour un cochon (qui ne valait peut-être guère plus d' une piastre). [2.165 #303]
S'accorder dans le partage de cinq cents francs et se brouiller pour un porc. [2.415 #3191] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 3 | Kely lamba an-kadilanana ka iombonana amin' ny rivotra. [2.558 #1614] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 4 | Ny ari-zato iombonany, ny kisoa iray no iadiany. [2.653 #2182] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 5 | Ny fahafatesana no hetra iombonana amin' ny Andriana. [2.558 #2941] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 6 | Tanety no iombonana fa ny elatra samy manana ny azy, hoy ny adrisa. [2.558 #4042] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||