Index

Proverbes : fanao

Proverbe 1Fanaon’ ny tsy mahay, mahatebaka. [2.165 #1656, 2.415 #64, 2.653]
Fanaon' ny tsy mahay ny be tebaka. [2.558 #1088]
Ny tsy mahay be tebaka. [2.415 #2106]
Traduction françaiseC' est l' habitude des ignorants de critiquer. [2.415 #64]
Les ignorants et les maladroits critiquent beaucoup, parce qu'ils ne s' y connaissent pas. [2.415 #2106]
Les incapables ont l' habitude de railler (les autres). [2.165]
Interprétation françaiseLa critique est ainsée, mais l' art est difficile. [2.165]

Proverbe 2Fanaon’ ny tsy tia, manaratsy. [2.415 #4863, 2.558 #1089, 2.653 #915]
Traduction françaiseC' est l' habitude des gens qui n' aiment pas, de dénigrer et calomnier. [2.415 #4863]

Proverbe 3Goaika maneno alina, tsy alaiko ho loza fa ny azy efa fanaony. [2.558 #1228]

Proverbe 4Katro-doha anjaran' ny ondry, kaikitra fanaon' ny alika, teny soa fanaon' ny hendry. [2.558 #108]

Proverbe 5Traky nify manao laniala : tsy haingo fa fanaon' ny olona ka dia manao koa. [2.558 #285]

Index