Entrée manaratsy (ratsy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao izay haharatsy: Aza manaratsy tarehy toy izao ianao
¶ Manao ho ratsy: Tsy mety ny manaratsy ny tsara fa izany no manao hala volo
¶ Manendrikendrika, manoso-potaka, manabanty, manao tsinontsinona, manaboka: Manaratsy ny namany foana Rabe
Mitovy hevitra: mamasoka ~ mamingavinga ~ mamotsifotsy ~ manabanty ~ manaboka ~ manafoka ~ manakiana ~ manakizaka ~ manamavo ~ manambany ~ manao ambanin-javatra ~ manao tsinontsinona ~ manatsizarizary ~ manazimba ~ manebaka ~ manenitra ~ manevateva ~ maniny ~ maniratsira ~ manitsakitsaka ~ manizakiza ~ manosihosy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to speak evil of [Hallanger 1973]
Définition française diffamer [Malzac: Grammaire page 63]
 calomnier [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 dénigrer, rendre mauvais, laid, vilain: manaratsy ahy lalandava izy (il me dénigre sans cesse) [Abinal 1888]
Morphologie 
manaratsy
nanaratsy
hanaratsy
manaratsia
Exemples Mpitovo manan'anaka
manaratsy an-dreniny
[Fox: Hainteny, numéro 303]
Citations 

2015/03/29