| Entrée | 1 manosihosy |
| Radical | 2hosihosy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4Manao tsinontsinona manimbazimba: Aza manosihosy ny nahitanao soa.
[1.1] |
| Exemples |
5 Aza manosihosy ny malahelo, saingy malahelo izy;
[2.996#]
6 Aza manosy ray aman-dreny (Ne manquez pas d'égards envers vos parents) [1.3#270] 7 Isika ihany no toa finaritra mitsipaka sy manosihosy izay mba hanitra nentin-dRazana ho eto mba hahamendrika olona antsika. [2.245#] 8 Tsy mba manaja Andriamanjaka, tsy mba manao "tsara hiany " Andriana, ary tsy misaotra Andriana, fa manosihosy Andriamanjaka. [2.654#] |
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|